|
|
|
|

Entry1  mandry
Root  2  andry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono.
Explanations in English  5  [1.2] to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc.
6  [1.7] to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk)
Explanations in French  7  [1.8] être couché, se coucher; être figé, caillé
Examples  8  Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany. [2.528#]
9  Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  87  Proverbs containing the word mandry

Updated on 2024/12/31