|
|
|
|

Entry1  famohamandry
Elementary words  2  famoha, mandry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory
Explanations in English  5  [1.2] [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy.
6  [1.7] an alarm clock
Explanations in French  7  [1.8] réveille-matin
Examples  8  Nisy toy ny famohamandry nikiririna tampoka. [2.332#]
Article  9  Randzavola: famohamandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07