Entry (1/3) | 1 famoha |
Root | 2 foha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever [1.3#179] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 6 famoha |
Root | 7 voha |
Part of speech | 8 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina mamoha 10 Azo vohaina [1.1] |
Explanations in French |
11 Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3#846] 12 qui sert à ouvrir. [Tankarana] [1.19] |
Examples |
13 Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. [2.499#] 14 Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406#] |
Entry (3/3) | 15 famoha |
Part of speech | 16 noun |
Vocabulary |
17 Botany: tree |
Explanations in French |
18 arbre [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 19 famaho, famoha, mahofa |
Updated on 2024/06/18 |