Entry (1/7) | 1 an-dry |
Part of speech | 2 morphological form of any, ry |
Examples |
3 [2.69#26] himpody aho, menatra an-dry raiko. 4 [2.4#136] Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. 5 [2.643#142] Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! |
Root | 6 any, ry |
Entry (2/7) | 7 andry |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. |
Explanations in English |
10 [1.2] [Mal. diyan, mandiyan.] |
Explanations in French |
11 [1.3] la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché la paix, la tranquillité l'état de ce qui est figé, gelé, caillé |
Derivatives |
|
Entry (3/7) | 16 andry |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. |
Explanations in English |
19 [1.2, 1.7] a pillar, a post |
Explanations in French |
20 [1.3, 1.8] pilier (fig) soutien 21 [1.3] colonne |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word andry |
Entry (4/7) | 31 andry |
Part of speech | 32 passive verb |
Explanations in Malagasy |
33 [1.1] antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho |
Explanations in English |
34 [1.2] waiting, guarding |
Explanations in French |
35 [1.3] attendu, qu'on peut attendre |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (5/7) | 43 andry |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in Malagasy |
45 [1.1] fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona |
Explanations in English |
46 [1.2] watch |
Explanations in French |
47 [1.3] garde, surveillance, veille |
Compound words |
|
Entry (6/7) | 50 andry |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in Malagasy |
52 [1.78] [Betsimisaraka]
sandry |
Entry (7/7) | 53 Andry |
Part of speech | 54 name (anthroponym) [Full list] |
Anthroponyms |
|
Anagrams | 56 andry, Andry, an-dry, -drain', drain, drany, indrà, indra, nidra |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |