|
|
|
|

Entry1  fandriana
Root  2  andry
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: household items
Explanations in Malagasy  5  Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explanations in English  6  a bed, bedding. [1.2]
7  a bed [1.7]
Explanations in French  8  lit [1.8]
Examples  9  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
10  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Synonyms  13  farafara
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word fandriana
Article  19  Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  fandirana, fandriana, fiandrana

Updated on 2023/05/23