|
|
|
|

Entry1  andrasana
Root  2  andry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be watched, to be waited for
6  [1.2] to be tended; to be expected.
Explanations in French  7  [1.8] qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille
Examples  8  andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
9  andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Other spellings  14  andrazana
Proverbs  15  Proverbs containing the word andrasana

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21