Entry (1/3) | 1 andriana |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? |
Explanations in French |
5 [1.3#41] Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word andriana |
Entry (2/3) | 15 andriana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka 18 [1.13] saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana |
Explanations in English |
19 [1.2] the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] 20 [1.7] a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility |
Explanations in French |
21 [1.3, 1.8, 1.13] noble 22 [1.3, 1.13] seigneur 23 [1.3] souverain 24 [1.8] roi, reine, royauté; la noblesse |
Vocabulary |
25 Politique |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
104 Andriamihanta (Ny Onja) 105 Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast) 106 Index des Tantaran' ny Andriana eto Madagascar (Vernier Elie) 107 Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph) 108 Tantara ny Andriana (Callet François) |
Proverbs | 109 Proverbs containing the word andriana |
Article |
110 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 111 an-driana |
Root | 112 any, riana |
Part of speech | 113 locution |
Explanations in Malagasy |
114 [1.1] |
Explanations in French |
115 [1.3] |
Examples |
116 Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558] |
Proverbs | 117 Proverbs containing the word an-driana |
Anagrams | 118 |
Updated on 2025/01/21 |