|
|
|
|

Entry1  ny Andriana
Part of speech  2  locution
Explanations in French  3  [1.3#453] titre honorifique: Avelao aho, ny Andriana, mba handeha (Permettez-moi, sire, de partir aussi)
Examples  4  [2.69#94] Asaovy mandeha hoy aho, ny andriana
5  [1.1#769] Aoka re, ny andriana, mba handeha izy
6  [1.281] Mba avia re, ny andriana, hotahin' Andriamanitra ianao
7  [2.528] Indreto àry, ny andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa
Elementary words  8  ny, andriana

Anagrams  9  andrianina, anindriana, nandairany, nandrainay, nandrianay, nanidirana, niandranay, niridanana, ny Andriana

Updated on 2025/01/21