Entry | 1 Andriampenitra |
Elementary words | 2 andriana, fenitra |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy |
Explanations in English |
5 [1.2#179] a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. |
Explanations in French |
6 [1.3#162] nom d'une caste |
Updated on 2023/06/14 |