|
|
|
|

Entry (1/2)1  fenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#F.447] ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao
4  [1.1] Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary
Explanations in English  5  [1.2] four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited
Explanations in French  6  [1.3] raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins
Compound words 

Entry (2/2)12  fenitra
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.10#F.447] fanorenana, fiandohana
ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany
15  [1.1] Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra
Explanations in English  16  [1.2] foundation, origin, first cause, etc.
This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession)
Explanations in French  17  [1.3] coutume, usage
ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple
Examples  18  [2.508] Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao.
19  [1.320] tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona.
Compound words 
Anthroponyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word fenitra

Anagrams  25  atrefin, fanetry, fenitra, fetrany, fitrena, naefitr, nafetri, nafetry, natrefi, nifetra

Updated on 2025/01/21