|
|
|
|

Entry1  andrianjahonoany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy
Explanations in English  4  [1.2] [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent.
Elementary words  5  andriana, izaho
Analogs  6  masoivoho

Updated on 2024/12/12