|
|
|
|

Entry1  masoivoho
Elementary words  2  maso, ivoho
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga [1.1]
5  misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13]
Explanations in French  6  un représentant, un agent [1.3]
7  les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415]
8  représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13]
Examples  9  Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra. [2.508#]
10  hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366#]
Analogs  11  andrianjahonoany, andrianjahonoany
Proverbs  12  Proverbs containing the word masoivoho

Updated on 2023/12/16