Entry | 1 masoivoho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga 4 [1.13] misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe |
Explanations in French |
5 [1.3] un représentant, un agent 6 [2.415] les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui 7 [1.13] représentant, succursale, agence, ambassadeur |
Examples |
8 [2.508#] Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra. 9 [2.366#] hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; |
Elementary words | 10 maso, ivoho |
Analogs | 11 andrianjahonoany, andrianjahonoany |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word masoivoho |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |