|
|
|
|

Entry1  izaho
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho).
Explanations in English  4  [1.2] see aho.
5  [1.7] I (emphatic)
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] je, moi.
Manao izaho ity: faire l'important.
7  [1.5] je, moi (s'emploie au début de la phrase).
8  [1.6] [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho].
Explanations in Italian  9  [1.18] io
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Pronouns :
Compound words 
Titles  17  Izaho – Atody niady amam-bato (Rahaingo Bruno)
Tables and plates  18  All the pronouns

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21