|
|
|
|

Entry1  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Elementary words  2  raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonyms  5  raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana

Updated on 2023/07/30