Entry |
mihorirana
(horirana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1]
|
Explanations in English | To be placed on edge [1.7]
|
Explanations in French | être placé sur son bord ou son côté [1.8]
|
Examples | Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mihorirana |
Past : |
nihorirana |
Future : |
hihorirana |
Imperative : |
mihoriràna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihoriràna
(horirana)
|
Part of speech | imperative of active verb mihorirana
|
Explanations in French | [1.3]
|
|