Entry | kirongo | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | [Bara, Betsileo, Merina] Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony [1.1] | ||
Vocabulary | Economy: breeding, farming | ||
Synonyms | korongona | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | korongo | ||
Tables and plates | Shapes of Cattle Horns | ||
Proverbs | Proverbs containing the word kirongo | ||
Illustrations | |||
Updated on 2024/01/18 |