Entry (1/2) | 1 korongo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [Merina, Bara]
[1.1] |
Vocabulary |
4 Economy: breeding, farming |
Derivatives |
|
Other spellings | 10 kirongo |
Synonyms | 11 korongona |
Tables and plates |
12 Shapes of Cattle Horns |
Entry (2/2) | 13 korongo |
Part of speech | 14 passive verb |
Explanations in Malagasy |
15 mifaingotra [Bara]
[1.78] |
Updated on 2024/01/18 |