|
|
|
|

Entry (1/2)1  azo
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe
Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo
Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy
Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko
Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly
Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato
raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] possessed, allowed
5  [1.2] had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible.
6  [1.7] gotten
Explanations in French  7  [1.8] gagné, obtenu ; compris ; permis
Examples  8  ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; [2.293]
9  ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. [2.324]
10  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
11  izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. [1.38]
Morphology 
12  Present :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  102  Proverbs containing the word azo

Entry (2/2)103  azo
Part of speech  104  conjunction [Full list]
Explanations in French  105  [1.3] à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu)

Anagrams  106 

Updated on 2025/01/21