Entry (1/2) | 1 azoazo |
Root | 2 azo |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra |
Explanations in English |
5 [1.2] pleased with, preferred, grateful. 6 [1.7] found pleasing, approved of |
Explanations in French |
7 [1.3] obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites) préféré 8 [1.8] approuvé, préféré |
Examples |
9 Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 azoazo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] [Provincial]
Ranon' afero |
Explanations in French |
17 [1.19] [Tankarana]
bile. (afèro). |
Vocabulary |
18 Biology |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |