Entry | 1 azon' ny tamberin-tany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha |
Examples |
4 [2.996] Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra. |
Elementary words | 5 azo, tamberin-tany, verina, tany |
Updated on 2024/12/24 |
![]() |