Entry | 1 mifankahazo |
Root | 2 azo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mifankahazo |
Updated on 2024/12/11 |