Entry | 1 mahazo |
Root | 2 azo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy 5 Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io 6 Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany 7 Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? 8 Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1] |
Explanations in English |
9 to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2] 10 to get, to acquire; to understand [1.7] |
Explanations in French |
11 gagner, obtenir; comprendre [1.8] |
Examples |
12 mahazo tombony tsy mba mizara. [2.69#] 13 Inona ihany ity mahazo ahy ity? [2.4#] 14 Koa tsy aleo mba mahazo aminay? [2.298#47] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mahazo |
Anagrams | 24 ahazom, haozam, mahazo, ohazam |
Updated on 2023/06/13 |