|
|
|
|

Entry1  mahazo laka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo 4  mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explanations in English  5  to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explanations in French  6  qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Examples  7  Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonyms  8  tompon' ny laka
Elementary words  9  mahazo, laka

Updated on 2023/06/18