Entry | 1 fiandrianana |
Root | 2 andriana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [1.1] |
Explanations in English |
5 royalty, kingship, sovereignty. [1.2] 6 the dignity of royalty kingship, sovereignty [1.7] |
Explanations in French |
7 gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [1.8] |
Examples |
8 Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao. [2.649#] 9 Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III. [2.59#] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 anandrifiana, fiandrianana |
Updated on 2023/01/20 |