Entry | 1 Iharanandriana |
Elementary words | 2 harana, andriana |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10] |
Explanations in English |
5 a rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2] |
Examples |
6 Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508#] |
Vocabulary |
7 Geography: mountains, vales 8 Tourism: points of interest |
Other spellings | 9 hiharanandriana |
Analogs | 10 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmimgsmimgprops |
Quotes | 11 Texts mentioning Iharanandriana |
Illustrations |
|
Anagrams | 14 Andriananahary, Iharanandriana |
Updated on 2023/02/21 |