Entry (1/9) | 1 harana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany 4 [1.1] Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana |
Explanations in English |
5 [1.7] a rocky place |
Explanations in French |
6 [1.8] grands rochers |
Examples |
7 Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499#] 8 Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#] |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/9) | 16 harana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Entry (3/9) | 21 harana |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Fitadiavana, fikarohana sy fihazana |
Derivatives |
|
Entry (4/9) | 28 haraña |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 [1.78] [Betsileo]
hantsana amoron-drano, tevana 31 [1.78] [Tanala] hantsana, tevana |
Toponyms |
|
Entry (5/9) | 33 harana |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 [1.78] [Betsileo]
akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano |
Explanations in French |
36 [1.19] [Tankarana]
corail. |
Vocabulary |
37 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Entry (6/9) | 39 harana |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 [1.78] [Taisaka, Tanala]
akora |
Explanations in English |
42 [1.7] sea shells; an eggshell |
Explanations in French |
43 [1.8] coquillage; coque des oeufs |
Vocabulary |
44 Zoology: (in general) |
Entry (7/9) | 45 harana |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in Malagasy |
47 [1.78] [Betsimisaraka]
(haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty 48 [1.78] [Sihanaka] faty maina |
Entry (8/9) | 49 harana |
Part of speech | 50 noun |
Explanations in English |
51 [1.2] a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. |
Explanations in French |
52 [1.196] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
53 Botany: grass |
Phytonyms |
|
Entry (9/9) | 55 Harana |
Part of speech | 56 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
57 [2.996] Haran |
Explanations in French |
58 [2.996] Harân |
Vocabulary |
59 Holy Scriptures |
Synonyms | 60 arana, arana, aràna |
Biblical quotes | 61 Chapters and verses mentioning Harana |
Article |
62 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana |
Anagrams | 63 |
Updated on 2025/01/21 |