|
|
|
|

Entry1  Iharanandriana
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10] [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"...
Explanations in English  4  [1.2] a rocky mountain some miles to the south of the capital.
Examples  5  [2.508#] Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga.
Vocabulary  6  Geography: mountains, vales
7  Tourism: points of interest
Elementary words  8  harana, andriana
Other spellings  9  hiharanandriana
Analogs  10  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmimgsmimgprops
Quotes  11  Texts mentioning Iharanandriana
Illustrations 
12  13 

Anagrams  14  Andriananahary, Iharanandriana

Updated on 2025/01/21