Entry | andriamborivory | |
Elementary words | andriana ; vorivory | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony Mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy [1.1] | |
Explanations in French | Souverain, noble despote, violent [1.3] | |
Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance [2.415] | ||
Updated on 2023/12/16 |