Entry (1/2) | 1 anakandriana |
Root | 2 anaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 antidahy [Betsileo]
[1.78] 5 zanak' andriana [Betsimisaraka] [1.78] |
Explanations in English |
6 Petty princes among the various tribes [Provincial]
[1.2] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word anakandriana |
Entry (2/2) | 8 Anakandriana |
Part of speech | 9 name (anthroponym) |
Vocabulary |
10 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
11 zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [1.1#72] 12 zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [1.1#814] |
Explanations in English |
13 Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [1.2] |
Explanations in French |
14 êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) [1.3#506] 15 [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] [1.196] |
Examples |
16 Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. [2.588] 17 tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48] 18 Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. [2.508#] |
Other spellings | 19 ranakandriana, ranakandriana |
Tables and plates |
20 Full list |
Anagrams | 21 Anakandriana, anakandriana, Anakandriana, anakandriana |
Updated on 2022/05/03 |