Entry | 1 miandry |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray: Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to wait; to wait for 6 [1.2] to be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd 7 [1.7] to watch, to guard |
Explanations in French |
8 [1.8] attendre; surveiller, garder |
Examples |
9 Izaho efa mivoajamala miandry anareo! [2.528#] 10 Mandrosoa rahavako fa miandry anareo. [2.895#] 11 miandry anao eto foana izahay roa kely. [2.471#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 36 Proverbs containing the word miandry |
Anagrams | 37 |
Updated on 2025/01/21 |