|
|
|
|

Entry (1/3)1  fandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao?
Examples  4  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Derivatives 
5  Names :
Compound words 

Entry (2/3)19  fandry
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Taimoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana
Vocabulary  22  Botany: grass
Synonyms  23  fandrana

Entry (3/3)24  fandry
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  [1.196] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Sakalava]
Vocabulary  27  Botany

Anagrams  28  fandry, findra

Updated on 2023/12/31