Entry | 1 eso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy |
Explanations in English |
4 [1.7] scorn, mockery |
Explanations in French |
5 [1.3] mépris, moquerie, raillerie |
Examples |
6 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 13 tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana, haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word eso |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |