Entry | 1 maneso |
Root | 2 eso |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Emotions |
Explanations in Malagasy |
5 Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra 6 Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] |
Explanations in English |
7 to scorn, to mock [1.7] |
Explanations in French |
8 mépriser, se moquer de [1.8] |
Examples |
9 ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38] |
Morphology |
|
Analogs | 14 manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsa-molotra |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word maneso |
Anagrams | 16 maneso, manose, mañose, masoñe |
Updated on 2023/01/05 |