Entry (1/2) | 1 mamingavinga |
Root | 2 vingavinga |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 to abuse, disdain [1.7] |
Explanations in French |
6 mépriser, dédaigner [1.8] |
Examples |
7 Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#] 8 Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamingavingà |
Root | 14 vingavinga |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamingavinga [Full list] |
Anagrams | 16 amingavingam, mamingavingà, mamingavinga |
Updated on 2023/01/20 |