Entry | 1 manebaka |
Root | 2 tebaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word manebaka |
Updated on 2024/12/11 |