|
|
|
|

Entry1  manebaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io
Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny
Root  4  tebaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word manebaka

Updated on 2024/12/11