|
|
|
|

Entry1  fanesoana
Root  2  eso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny
Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy
Explanations in French  5  [1.3#130] Le mépris, la moquerie, la raillerie
Examples  6  Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany. [2.470#]
7  Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#]

Anagrams  8  fanesoana, nafesanao

Updated on 2025/01/21