|
|
|
|

Entry1  fanesoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny
Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy
Explanations in French  4  [1.3#130] Le mépris, la moquerie, la raillerie
Examples  5  [2.470#] Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany.
6  [2.643#] Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny.
Root  7  eso

Anagrams  8  fanesoana, nafesanao

Updated on 2025/01/21