|
|
|
|

Entry1  fandrin-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana
4  [1.13] (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano
Explanations in French  5  [1.13] niveau de maçon, niveau d'eau
Elementary words  6  fandry, rano
Proverbs  7  Proverbs containing the word fandrin-drano

Updated on 2024/12/07