Entry (1/3) | 1 ambonimandry |
Root | 2 ambony, andry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 vovonana [Bara]
[1.78] 5 lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Betsimisaraka] [1.78] 6 rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [1.13] |
Explanations in English |
7 The ridge of a house. (Prov.) [1.2] |
Explanations in French |
8 panne faîtière [1.13] |
Entry (2/3) | 9 ambonimandry |
Root | 10 ambony, andry |
Part of speech | 11 locution |
Explanations in English |
12 [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [Provincial]
[1.2] |
Entry (3/3) | 13 ambonimandry |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 taolandoha [Betsimisaraka]
[1.78] |
Vocabulary |
16 Biology |
Updated on 2020/07/31 |