Entry (1/2) | 1 ranomandry |
Elementary words | 2 rano, mandry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra Fomban-domano misosa Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina |
Explanations in English |
5 [1.2][rano mandry] A thin film found on water [rano mandry] a word used for ice [rano mandry] a mode of carrying palanquin. 6 [1.7] ice |
Explanations in French |
7 [1.8] glace |
Examples |
8 ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406#] 9 Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 Ranomandry |
Elementary words | 13 rano, mandry |
Part of speech | 14 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
15 Geography: towns |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |