|
|
|
|

Entry1  rononomandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty
Explanations in English  4  [1.2] butter. Lit. milk lying down.
Explanations in French  5  [1.13] lait concentré
Examples  6  [2.996#] Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry.
7  [1.437#] Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina.
Vocabulary  8  Economy: food
Elementary words  9  ronono, mandry
Article  10  Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07