|
|
|
|

Entry1  ronono
Elementary words  2  ro, nono
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby
Explanations in English  5  [1.2] [ro, sauce.] milk
6  [1.7] milk
Explanations in French  7  [1.8] lait
Examples  8  Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
9  Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472]
Vocabulary  10  Economy: food
Derivatives 
11  Active verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  36  Proverbs containing the word ronono
Article  37  Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/01/21