|
|
|
|

Entry1  mandry akaiky
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miala mandry nefa tsy lavitra ny tranon' ny tena (avy amin' ny ohabolana hoe: Mandry akaiky ohatra ny menaka
Explanations in English  4  [1.2] to make short stages on a journey, and then remain for the night.
Explanations in French  5  [1.3][mandry akeky] Dormir hors de chez soi mais tout près comme les rôdeurs; faire une petite étape
Elementary words  6  mandry, akaiky

Anagrams  7  kira madinika, mandry akaiky

Updated on 2025/01/21