|
|
|
|

Entry1  akaiky
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay
Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray
Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao
Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany
Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy
Explanations in English  4  [1.2] near, near together, near by, close at hand.
5  [1.7] near
Explanations in French  6  [1.3#13] comme akeky
7  [1.8] près
Examples  8  Misy lahindrano mandalo eo akaiky. [2.472]
9  Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470]
10  Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
17  Adverbs :
Other spellings  18  akeky
Antonyms  19  lavitra
Compound words 

Anagrams  26 

Updated on 2025/01/21