Entry | manakaiky (akaiky) | ||||||||
Part of speech | active verb or adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To draw near to, to approach. [1.2, 1.7] | ||||||||
Explanations in French | S'approcher de; approcher [1.8] | ||||||||
Examples | Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | manakeky | ||||||||
Examples | Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | manakeky | ||||||||
Updated on 2023/04/09 |