|
|
|
|

Entry1  manakaiky
Part of speech  2  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona
Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo
Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely
Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to draw near to, to approach.
Explanations in French  5  [1.8] s'approcher de; approcher
Examples  6  [2.472] Somary nanakaiky arabe ny lalany.
Root  7  akaiky
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  manakeky

Updated on 2024/12/12