|
|
|
|

Entry1  akaiky jerena
Elementary words  2  akaiky, jerena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana toerana izay toa akaiky raha tazanina, nefa lavitra rehefa aleha
Explanations in French  5  [1.3][akeky jerena] Qui parait près à la vue

Updated on 2024/12/07