|
|
|
|

Entry (1/2)1  lavitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza
Explanations in English  4  [1.2] (optimp lavira) far, distant
5  [1.7] far away
Explanations in French  6  [1.3, 1.13] éloigné
7  [1.3] distant
8  [1.8] lointain
Examples  9  [2.499#47] Izay lavitry maso : lavitry ny fo!
10  [1.3] lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter)
11  [1.3] lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela)
12  [2.472] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
13  [2.508#265] Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
16  Imperative :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Compound words 
Anthroponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word lavitra

Entry (2/2)34  lavitra
Part of speech  35  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  36  [1.1] Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe
Explanations in English  37  [1.7] far
Explanations in French  38  [1.3, 1.8, 1.13] loin
Examples  39  [1.3] mandeha lavitra (aller loin)
40  [2.472] nijerijery lavitra daholo ny olona
Antonyms  41  akaiky

Anagrams  42  lavitra, livatra

Updated on 2025/03/30